plt_tn/act/10/46.md

1.2 KiB

Fampifandraisna ny foto-kevitra

Ity no mamarana ny fizaran ny tantara mahakasika an'i Kornelio.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny "izy" eto dia manondro an'i Petera.

ireo Jentilisa izay miteny amin'ireo fiteny hafa sy mankalaza an'Andriamanitra

Ireo dia fantatra fanahatonga ireo Jiosy hanaiky fa ireo Jentilisa dia Andriamanitra hivavahana.

misy olona afaka mitazona rano mba tsy hanaovana batisa azy ireo, ireo olona izay nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa?

Nampiasa io fanontaniana io i Petera mba handreseny lahatra ireo Kristianina jiosy izay tokony hatao batisa ny hafa firenena. AT: "Tsy misy olona tokony hitazona rano avy amin'ireto olona ireto ... Tokony hanao batisa azy ireo isika satria efa nahazo ... izahay!

nandidy azy ireo mba ho atao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy

Izany dia midika fa ireo Jiosy Kristianina dia anisan'ireo izay te hanao Batisa azy ireo. DH: "Nanome baiko ireo Jentilisa hanao Batisa azy ireo" na "nanome baiko ireo Kristianina Jiosy hanao Batisa azy ireo"

ho atao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy

Eto ny "amin'ny anaran'i Jesosy Kristy" no manambara fa ny antony nanaovana batisa azy dia ny ninoan'izy ireo an'i Jesosy. DH: "hatao batisa ho mpino an'i Jesoa Kristy"