plt_tn/act/10/19.md

571 B

nieritreritra momba ilay fahitana

"nanontany tena mahakasika ny dikan'ilay fahitana"

ny Fanahy

"ny Fanahy Masina"

Jereo

"mifohaza"

Lehilahy telo no mitady anao

ireo soratra sasany tany aloha dia samy nanana isa samihafa an'ireo lehilahy.

midina

"nidina avy amin'ny tafon'ilay trano"

Aza misalasala miaraka amin'izy ireo

Rariny raha tsy nety nandeha niaraka tamin'izy ireo i Petera satria (1) izy ireo dia mpivahiny ary (2) izy ireo dia Jentilisa izay tsy nifandraisan'ireo Jiosy.

Izaho ilay tadiavinareo

"Izaho ilay lehilahy izay tadiavinareo"