# nieritreritra momba ilay fahitana "nanontany tena mahakasika ny dikan'ilay fahitana" # ny Fanahy "ny Fanahy Masina" # Jereo "mifohaza" # Lehilahy telo no mitady anao ireo soratra sasany tany aloha dia samy nanana isa samihafa an'ireo lehilahy. # midina "nidina avy amin'ny tafon'ilay trano" # Aza misalasala miaraka amin'izy ireo Rariny raha tsy nety nandeha niaraka tamin'izy ireo i Petera satria (1) izy ireo dia mpivahiny ary (2) izy ireo dia Jentilisa izay tsy nifandraisan'ireo Jiosy. # Izaho ilay tadiavinareo "Izaho ilay lehilahy izay tadiavinareo"