plt_tn/act/10/19.md

28 lines
571 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nieritreritra momba ilay fahitana
"nanontany tena mahakasika ny dikan'ilay fahitana"
# ny Fanahy
"ny Fanahy Masina"
# Jereo
"mifohaza"
# Lehilahy telo no mitady anao
ireo soratra sasany tany aloha dia samy nanana isa samihafa an'ireo lehilahy.
# midina
"nidina avy amin'ny tafon'ilay trano"
# Aza misalasala miaraka amin'izy ireo
Rariny raha tsy nety nandeha niaraka tamin'izy ireo i Petera satria (1) izy ireo dia mpivahiny ary (2) izy ireo dia Jentilisa izay tsy nifandraisan'ireo Jiosy.
# Izaho ilay tadiavinareo
"Izaho ilay lehilahy izay tadiavinareo"