plt_tn/act/09/38.md

482 B

nandefa olona roa tany aminy

"ireo mpianatra dia nandefa olona roa tany amin'i Petera"

tao amin'ny efitra ambony

"tao amin'ny efitrano ambony rihana izay nisy ny fatin'i Dorkasy

ireo mpitondratena

Azo inoana fa ireo mpitondratena rehetra tao an-tanàna dia tao daholo hatramin'ny tsy maha-Tanana lehiba azy intsony.

fony izy niaraka tamin'izy ireo.

"raha mbola velona niaraka tamin'ny ireo mpianatra izy.

Mpitondratena

vehivavy izay maty vady ary mila fanampiana