plt_tn/act/09/38.md

20 lines
482 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nandefa olona roa tany aminy
"ireo mpianatra dia nandefa olona roa tany amin'i Petera"
# tao amin'ny efitra ambony
"tao amin'ny efitrano ambony rihana izay nisy ny fatin'i Dorkasy
# ireo mpitondratena
Azo inoana fa ireo mpitondratena rehetra tao an-tanàna dia tao daholo hatramin'ny tsy maha-Tanana lehiba azy intsony.
# fony izy niaraka tamin'izy ireo.
"raha mbola velona niaraka tamin'ny ireo mpianatra izy.
# Mpitondratena
vehivavy izay maty vady ary mila fanampiana