# nandefa olona roa tany aminy "ireo mpianatra dia nandefa olona roa tany amin'i Petera" # tao amin'ny efitra ambony "tao amin'ny efitrano ambony rihana izay nisy ny fatin'i Dorkasy # ireo mpitondratena Azo inoana fa ireo mpitondratena rehetra tao an-tanĂ na dia tao daholo hatramin'ny tsy maha-Tanana lehiba azy intsony. # fony izy niaraka tamin'izy ireo. "raha mbola velona niaraka tamin'ny ireo mpianatra izy. # Mpitondratena vehivavy izay maty vady ary mila fanampiana