plt_tn/act/09/36.md

899 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanohy ny tantara tamin'ny zava-nitranga vaovao momba an'i Petera i Lioka.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo andininy ireo dia manome fampahalalana fototra momba ny vehivavy nantsoina hoe Tabita.

Ary nisy

Io dia mampiditra fizarana vaovao ao amin'ny Tantara.

Tabita tao Jopa, izay adika hoe "Dorkasy."

Tabitha no anarany amin'ny teny aramianina, ary i Dorkasy no anarany amin'ny teny Grika. Samy midika hoe "gazela" ireo anarana roa ireo. DH: "Ny anarany amin'ny teny Grika dia Dorkasy"

asa soa betsaka

"nanao zavatra tsara maro"

Tamin'ireo andro ireo

Izany dia manondro ny fotoana nijanon'i Petera tao Jopa. DH: "Raha mbola teo akaiky teo i Petera"

nanasa azy

Io no fanasana mba hanomanana ny fandevenana azy.

napetrak'izy ireo tao amin'ny efitrano ambony izy.

Ity dia fampisehoana vetivety ny vatana mandritra ny fandevenana.