# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanohy ny tantara tamin'ny zava-nitranga vaovao momba an'i Petera i Lioka. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo andininy ireo dia manome fampahalalana fototra momba ny vehivavy nantsoina hoe Tabita. # Ary nisy Io dia mampiditra fizarana vaovao ao amin'ny Tantara. # Tabita tao Jopa, izay adika hoe "Dorkasy." Tabitha no anarany amin'ny teny aramianina, ary i Dorkasy no anarany amin'ny teny Grika. Samy midika hoe "gazela" ireo anarana roa ireo. DH: "Ny anarany amin'ny teny Grika dia Dorkasy" # asa soa betsaka "nanao zavatra tsara maro" # Tamin'ireo andro ireo Izany dia manondro ny fotoana nijanon'i Petera tao Jopa. DH: "Raha mbola teo akaiky teo i Petera" # nanasa azy Io no fanasana mba hanomanana ny fandevenana azy. # napetrak'izy ireo tao amin'ny efitrano ambony izy. Ity dia fampisehoana vetivety ny vatana mandritra ny fandevenana.