plt_tn/act/09/23.md

770 B

Fampahalalana ankapobeny

Ny teny hoe "izy" ao amin'ity fizarana ity dia manondro an'i Saoly.

Ireo Jiosy

Io dia manondro ireo mpitarik'ireo Jiosy. DH: "ireo mpitarika Jiosy"

Fa lasa fantatr'i Saoly ny tetik'izy ireo

DH: "Saingy nisy olona nilaza ny tetik'izy ireo tamin'i Saoly" na "Saingy fantatr'i Saoly ny tetik'izy ireo"

niandry ny vavahady

Io tanàna io dia nanana rindrina manodidina azy. Ny olona ihany no afaka niditra sy nivoaka ny tanàna tamin'ny alalan'ny vavahady

ireo mpianany

ireo olona izay nino ny hafatr'i Saoly momba an'i Jesosy ary nanaraka ny fampianarany.

namela azy hidina tamin'ny rindrina, nampidina azy tao anaty harona

"nampiasa tady mba hampidina azy amin'ny sobika lehibe iray teo amin'ny varavarankelin'ilay rindrina"