plt_tn/act/09/23.md

24 lines
770 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahalalana ankapobeny
Ny teny hoe "izy" ao amin'ity fizarana ity dia manondro an'i Saoly.
# Ireo Jiosy
Io dia manondro ireo mpitarik'ireo Jiosy. DH: "ireo mpitarika Jiosy"
# Fa lasa fantatr'i Saoly ny tetik'izy ireo
DH: "Saingy nisy olona nilaza ny tetik'izy ireo tamin'i Saoly" na "Saingy fantatr'i Saoly ny tetik'izy ireo"
# niandry ny vavahady
Io tanàna io dia nanana rindrina manodidina azy. Ny olona ihany no afaka niditra sy nivoaka ny tanàna tamin'ny alalan'ny vavahady
# ireo mpianany
ireo olona izay nino ny hafatr'i Saoly momba an'i Jesosy ary nanaraka ny fampianarany.
# namela azy hidina tamin'ny rindrina, nampidina azy tao anaty harona
"nampiasa tady mba hampidina azy amin'ny sobika lehibe iray teo amin'ny varavarankelin'ilay rindrina"