plt_tn/act/09/17.md

817 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nankany amin'ny trano nipetrahan'i Saoly i Ananiasy. Rehefa sitrana i Saoly dia miverina taminy indray ny tantara.

Fampahalalana ankapobeny

Ny teny hoe "ianao" eto dia manondro an'i Saoly

Ka lasa i Ananiasy, ary niditra tao amin'ny trano

Tsara angamba ny manambara fa nandeha tany amin'ilay trano i Ananiasy talohan'ny nidirany tao. DH: "Dia nandeha Ananiasy ka nahita ny trano izay nitoeran'i Saoly dia niditra tao izy"

Nametraka ny tanany teo aminy

Nametraka ny tanany tamin'i Saoly i Ananiasy. Izany dia marikin'ny fanomezam-pahasoavana an'i Saoly.

mba mety hahiratanao ary ho feno ny Fanahy Masina

DH: "efa naniraka ahy mba hahitanao indray ary ny Fanahy Masina hameno anao"

nitsangana izy ary natao batisa

DH: "nitsangana izy ary nataon'i Ananiasy batisa"