# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nankany amin'ny trano nipetrahan'i Saoly i Ananiasy. Rehefa sitrana i Saoly dia miverina taminy indray ny tantara. # Fampahalalana ankapobeny Ny teny hoe "ianao" eto dia manondro an'i Saoly # Ka lasa i Ananiasy, ary niditra tao amin'ny trano Tsara angamba ny manambara fa nandeha tany amin'ilay trano i Ananiasy talohan'ny nidirany tao. DH: "Dia nandeha Ananiasy ka nahita ny trano izay nitoeran'i Saoly dia niditra tao izy" # Nametraka ny tanany teo aminy Nametraka ny tanany tamin'i Saoly i Ananiasy. Izany dia marikin'ny fanomezam-pahasoavana an'i Saoly. # mba mety hahiratanao ary ho feno ny Fanahy Masina DH: "efa naniraka ahy mba hahitanao indray ary ny Fanahy Masina hameno anao" # nitsangana izy ary natao batisa DH: "nitsangana izy ary nataon'i Ananiasy batisa"