plt_tn/act/09/17.md

24 lines
817 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nankany amin'ny trano nipetrahan'i Saoly i Ananiasy. Rehefa sitrana i Saoly dia miverina taminy indray ny tantara.
# Fampahalalana ankapobeny
Ny teny hoe "ianao" eto dia manondro an'i Saoly
# Ka lasa i Ananiasy, ary niditra tao amin'ny trano
Tsara angamba ny manambara fa nandeha tany amin'ilay trano i Ananiasy talohan'ny nidirany tao. DH: "Dia nandeha Ananiasy ka nahita ny trano izay nitoeran'i Saoly dia niditra tao izy"
# Nametraka ny tanany teo aminy
Nametraka ny tanany tamin'i Saoly i Ananiasy. Izany dia marikin'ny fanomezam-pahasoavana an'i Saoly.
# mba mety hahiratanao ary ho feno ny Fanahy Masina
DH: "efa naniraka ahy mba hahitanao indray ary ny Fanahy Masina hameno anao"
# nitsangana izy ary natao batisa
DH: "nitsangana izy ary nataon'i Ananiasy batisa"