plt_tn/act/09/10.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahalalana ankapobeny
Mitohy ny tantaran'i Saoly saingy i Lioka kosa dia nampahafantatra lehilahy iray hafa nantsoina hoe Ananiasy. Tsy ilay Ananiasy izay maty tany aloha tany amin'ny Asan'ny Apostoly 5:3. Azonao atao ny mandika izany tahaka ny nataonao tamin'ny 5:1
# Fampahalalana ankapobeny
Na dia misy hafa maro hafa akotran'i Jodasy voatonona ao amin'ny Testamenta Vaovao, dia io ihany nisehoan'i Jodasy.
# Ary nisy
Io dia mampiditra an'i Ananiasy
# Hoy izy
"ary Ananiasy niteny hoe"
# mandehana any amin'ny lalana izay antsoina hoe Mahitsy
"mandehana amin'ilay lalan-mahitsy"
# ranon'i Jodasy
Io Jodasy io dia tsy ilay mpianatra namadika an'i Jesosy. Ity Jodasy ity dia tompon-trano iray tao Damaskosy izay nitoeran'i Saoly
# 'ilay lehilahy avy any Tarsosy antsoina hoe Saoly
"ilay lehilahy avy ao amin'ny tanànan'i Tarsosy atao hoe Saoly" na "Saoly avy any Tarsosy"
# hametraka ny tanany eo aminy
Izany dia fanehoana fanomezam-pahasoavana ara-panahy an'i Saoly.
# hahita indray izy
"ahiratra indray izy"