plt_tn/act/09/10.md

1.0 KiB

Fampahalalana ankapobeny

Mitohy ny tantaran'i Saoly saingy i Lioka kosa dia nampahafantatra lehilahy iray hafa nantsoina hoe Ananiasy. Tsy ilay Ananiasy izay maty tany aloha tany amin'ny Asan'ny Apostoly 5:3. Azonao atao ny mandika izany tahaka ny nataonao tamin'ny 5:1

Fampahalalana ankapobeny

Na dia misy hafa maro hafa akotran'i Jodasy voatonona ao amin'ny Testamenta Vaovao, dia io ihany nisehoan'i Jodasy.

Ary nisy

Io dia mampiditra an'i Ananiasy

Hoy izy

"ary Ananiasy niteny hoe"

mandehana any amin'ny lalana izay antsoina hoe Mahitsy

"mandehana amin'ilay lalan-mahitsy"

ranon'i Jodasy

Io Jodasy io dia tsy ilay mpianatra namadika an'i Jesosy. Ity Jodasy ity dia tompon-trano iray tao Damaskosy izay nitoeran'i Saoly

'ilay lehilahy avy any Tarsosy antsoina hoe Saoly

"ilay lehilahy avy ao amin'ny tanànan'i Tarsosy atao hoe Saoly" na "Saoly avy any Tarsosy"

hametraka ny tanany eo aminy

Izany dia fanehoana fanomezam-pahasoavana ara-panahy an'i Saoly.

hahita indray izy

"ahiratra indray izy"