# Fampahalalana ankapobeny Mitohy ny tantaran'i Saoly saingy i Lioka kosa dia nampahafantatra lehilahy iray hafa nantsoina hoe Ananiasy. Tsy ilay Ananiasy izay maty tany aloha tany amin'ny Asan'ny Apostoly 5:3. Azonao atao ny mandika izany tahaka ny nataonao tamin'ny 5:1 # Fampahalalana ankapobeny Na dia misy hafa maro hafa akotran'i Jodasy voatonona ao amin'ny Testamenta Vaovao, dia io ihany nisehoan'i Jodasy. # Ary nisy Io dia mampiditra an'i Ananiasy # Hoy izy "ary Ananiasy niteny hoe" # mandehana any amin'ny lalana izay antsoina hoe Mahitsy "mandehana amin'ilay lalan-mahitsy" # ranon'i Jodasy Io Jodasy io dia tsy ilay mpianatra namadika an'i Jesosy. Ity Jodasy ity dia tompon-trano iray tao Damaskosy izay nitoeran'i Saoly # 'ilay lehilahy avy any Tarsosy antsoina hoe Saoly "ilay lehilahy avy ao amin'ny tanĂ nan'i Tarsosy atao hoe Saoly" na "Saoly avy any Tarsosy" # hametraka ny tanany eo aminy Izany dia fanehoana fanomezam-pahasoavana ara-panahy an'i Saoly. # hahita indray izy "ahiratra indray izy"