plt_tn/act/09/08.md

478 B

rehefa nanokatra ny masony izy

Izany dia midika fa nanakipy ny masony Izy satria ilay hazavana dia diso nazava loatra.

tsy afaka nahita na inona na inona izy

"tsy afaka nahita na inona na inona izy." Jamba i Saoly teo.

tsy nihinana izy no sady tsy nisotro

Tsy voalaza raha nisafidy ny tsy hihinana na hisotro izy mba ho endrika fiderana, na raha tsy te hanao izany izy satria sahiran-tsaina loatra noho ny toe-javatra misy azy. Tsara kokoa ny tsy mamaritra ny antony