plt_tn/act/09/08.md

12 lines
478 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# rehefa nanokatra ny masony izy
Izany dia midika fa nanakipy ny masony Izy satria ilay hazavana dia diso nazava loatra.
# tsy afaka nahita na inona na inona izy
"tsy afaka nahita na inona na inona izy." Jamba i Saoly teo.
# tsy nihinana izy no sady tsy nisotro
Tsy voalaza raha nisafidy ny tsy hihinana na hisotro izy mba ho endrika fiderana, na raha tsy te hanao izany izy satria sahiran-tsaina loatra noho ny toe-javatra misy azy. Tsara kokoa ny tsy mamaritra ny antony