# rehefa nanokatra ny masony izy Izany dia midika fa nanakipy ny masony Izy satria ilay hazavana dia diso nazava loatra. # tsy afaka nahita na inona na inona izy "tsy afaka nahita na inona na inona izy." Jamba i Saoly teo. # tsy nihinana izy no sady tsy nisotro Tsy voalaza raha nisafidy ny tsy hihinana na hisotro izy mba ho endrika fiderana, na raha tsy te hanao izany izy satria sahiran-tsaina loatra noho ny toe-javatra misy azy. Tsara kokoa ny tsy mamaritra ny antony