plt_tn/act/09/03.md

705 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Taorian'ny nanomezan'ny mpisoronabe ireo taratasy tamin'i Saoly dia nandao an'i Damaskosy.

Raha mbola nandeha izy

Nandao an'Jerosalema i Saoly ary nandeha ho any Damaskosy.

izao no nitranga

Izany dia fomba fiteny izay manamarika fiovana ao amin'ny tantara mba ampisehoana zavatra hafa hiseho.

avy any an-danitra

Ireo mety handikana azy 1) lanitra izay hitoeran'Andriamanitra na 2) ny habakabaka. Fa ilay voalohany no tena tsara

nianjera tamin'ny tany izy

DH: "Ilay hazavana no nampianjera azy tamin'ny tany" Tsy nanao fanahiniana nianjera i Saoly.

nahoana ianao no manenjika ahy?

DH: "nanenjika ahy ianareo" na baiko "Hatsaharo ny fanenjehana ahy!"