plt_tn/act/09/03.md

24 lines
705 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Taorian'ny nanomezan'ny mpisoronabe ireo taratasy tamin'i Saoly dia nandao an'i Damaskosy.
# Raha mbola nandeha izy
Nandao an'Jerosalema i Saoly ary nandeha ho any Damaskosy.
# izao no nitranga
Izany dia fomba fiteny izay manamarika fiovana ao amin'ny tantara mba ampisehoana zavatra hafa hiseho.
# avy any an-danitra
Ireo mety handikana azy 1) lanitra izay hitoeran'Andriamanitra na 2) ny habakabaka. Fa ilay voalohany no tena tsara
# nianjera tamin'ny tany izy
DH: "Ilay hazavana no nampianjera azy tamin'ny tany" Tsy nanao fanahiniana nianjera i Saoly.
# nahoana ianao no manenjika ahy?
DH: "nanenjika ahy ianareo" na baiko "Hatsaharo ny fanenjehana ahy!"