# Fampifandraisana ny foto-kevitra Taorian'ny nanomezan'ny mpisoronabe ireo taratasy tamin'i Saoly dia nandao an'i Damaskosy. # Raha mbola nandeha izy Nandao an'Jerosalema i Saoly ary nandeha ho any Damaskosy. # izao no nitranga Izany dia fomba fiteny izay manamarika fiovana ao amin'ny tantara mba ampisehoana zavatra hafa hiseho. # avy any an-danitra Ireo mety handikana azy 1) lanitra izay hitoeran'Andriamanitra na 2) ny habakabaka. Fa ilay voalohany no tena tsara # nianjera tamin'ny tany izy DH: "Ilay hazavana no nampianjera azy tamin'ny tany" Tsy nanao fanahiniana nianjera i Saoly. # nahoana ianao no manenjika ahy? DH: "nanenjika ahy ianareo" na baiko "Hatsaharo ny fanenjehana ahy!"