plt_tn/act/08/25.md

20 lines
647 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity dia mamintina ny fizaran'ny tantara momban'i Simona sy ireo Samaritana
# nijoro vavolombelona
I Petera sy Jaona dia niteny izay fantan'ny tenan'izy ireo manokana momban'i Jesosy tamin'ireo samaritana
# nanambara ny tenin'n.y Tompo
Nanazava ilay hafatra momban'i Jesosy tamin'ireo samaritana i Petera sy Jaona
# tamin'ireo tanàna maro ao Samaritana
Éto ny "ireo tanàna" dia manambara ireo olona ao anatin'izy ireo. DH:"ho an'ireo olona manerana ireo tanàn'ny samaritana"
# vavolombelona sy nanambara ny tenin'ny Tompo
Nanazava ilay hafatra momban'i Jesosy tamin'ireo samaritana i Petera sy Jaona