# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity dia mamintina ny fizaran'ny tantara momban'i Simona sy ireo Samaritana # nijoro vavolombelona I Petera sy Jaona dia niteny izay fantan'ny tenan'izy ireo manokana momban'i Jesosy tamin'ireo samaritana # nanambara ny tenin'n.y Tompo Nanazava ilay hafatra momban'i Jesosy tamin'ireo samaritana i Petera sy Jaona # tamin'ireo tanàna maro ao Samaritana Éto ny "ireo tanàna" dia manambara ireo olona ao anatin'izy ireo. DH:"ho an'ireo olona manerana ireo tanàn'ny samaritana" # vavolombelona sy nanambara ny tenin'ny Tompo Nanazava ilay hafatra momban'i Jesosy tamin'ireo samaritana i Petera sy Jaona