plt_tn/act/08/25.md

647 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity dia mamintina ny fizaran'ny tantara momban'i Simona sy ireo Samaritana

nijoro vavolombelona

I Petera sy Jaona dia niteny izay fantan'ny tenan'izy ireo manokana momban'i Jesosy tamin'ireo samaritana

nanambara ny tenin'n.y Tompo

Nanazava ilay hafatra momban'i Jesosy tamin'ireo samaritana i Petera sy Jaona

tamin'ireo tanàna maro ao Samaritana

Éto ny "ireo tanàna" dia manambara ireo olona ao anatin'izy ireo. DH:"ho an'ireo olona manerana ireo tanàn'ny samaritana"

vavolombelona sy nanambara ny tenin'ny Tompo

Nanazava ilay hafatra momban'i Jesosy tamin'ireo samaritana i Petera sy Jaona