plt_tn/act/08/14.md

44 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
I Lioka dia nanohy nitantara ireo vaovaon'izay zava-mitranga tao Samaria.
# Ary rehefa henon'ireo apostoly ao Jerosalema
Ity dia manamarika ny fanombohan'ny fizarana vaovao amin'ny nahalasa mpino ireo Samaritana.
# Samaria
Io dia manambara ireo olona be dia be izay lasa mpino nanerana ny distrikan'i Samaria.
# handraisan'izy ireo
"nanaiken'izy ireo" na "ninoan'izy ireo"
# Rehefa nidina izy ireo
"rehefa nidina i Petera sy Jaona"
# nidina
Nampiasana io teny io teto satria i Samaria dia iva raha ampitahaina amin'i Jerosalema.
# nivavaka ho azy ireo izy ireo
"nivavaka hoan'ireo mpino Samaritana i Jaona sy Petera"
# mba mety handraisan'izy ireo ny Fanahy Masina
"mba mety handraisan'ireo Samaritana ny Fanahy Masina"
# vita batisa tamin'ny anaran'i Tompo Jesosy fotsiny ihany
DH: "ireo mpino samaritana ihany no nataon'i Filipo Batisa"
# Petera sy Jaona dia nametraka ny tanany teo amin'izy ireo
Ny teny "izy ireo" eto dia manambara ireo olona Samaritana izay nino ny hafatrin'ny filazantsaran'ny Stefana.
# nametraka ny tanany teo amin'izy ireo
Izany fihetsika izany dia mampiseho fa i Petera sy Jaona dia naniry an'Andriamanitra mba hanome ny Fanahy Masina hoan'ireo mpino.