plt_tn/act/08/14.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

I Lioka dia nanohy nitantara ireo vaovaon'izay zava-mitranga tao Samaria.

Ary rehefa henon'ireo apostoly ao Jerosalema

Ity dia manamarika ny fanombohan'ny fizarana vaovao amin'ny nahalasa mpino ireo Samaritana.

Samaria

Io dia manambara ireo olona be dia be izay lasa mpino nanerana ny distrikan'i Samaria.

handraisan'izy ireo

"nanaiken'izy ireo" na "ninoan'izy ireo"

Rehefa nidina izy ireo

"rehefa nidina i Petera sy Jaona"

nidina

Nampiasana io teny io teto satria i Samaria dia iva raha ampitahaina amin'i Jerosalema.

nivavaka ho azy ireo izy ireo

"nivavaka hoan'ireo mpino Samaritana i Jaona sy Petera"

mba mety handraisan'izy ireo ny Fanahy Masina

"mba mety handraisan'ireo Samaritana ny Fanahy Masina"

vita batisa tamin'ny anaran'i Tompo Jesosy fotsiny ihany

DH: "ireo mpino samaritana ihany no nataon'i Filipo Batisa"

Petera sy Jaona dia nametraka ny tanany teo amin'izy ireo

Ny teny "izy ireo" eto dia manambara ireo olona Samaritana izay nino ny hafatrin'ny filazantsaran'ny Stefana.

nametraka ny tanany teo amin'izy ireo

Izany fihetsika izany dia mampiseho fa i Petera sy Jaona dia naniry an'Andriamanitra mba hanome ny Fanahy Masina hoan'ireo mpino.