# Fampifandraisana ny foto-kevitra I Lioka dia nanohy nitantara ireo vaovaon'izay zava-mitranga tao Samaria. # Ary rehefa henon'ireo apostoly ao Jerosalema Ity dia manamarika ny fanombohan'ny fizarana vaovao amin'ny nahalasa mpino ireo Samaritana. # Samaria Io dia manambara ireo olona be dia be izay lasa mpino nanerana ny distrikan'i Samaria. # handraisan'izy ireo "nanaiken'izy ireo" na "ninoan'izy ireo" # Rehefa nidina izy ireo "rehefa nidina i Petera sy Jaona" # nidina Nampiasana io teny io teto satria i Samaria dia iva raha ampitahaina amin'i Jerosalema. # nivavaka ho azy ireo izy ireo "nivavaka hoan'ireo mpino Samaritana i Jaona sy Petera" # mba mety handraisan'izy ireo ny Fanahy Masina "mba mety handraisan'ireo Samaritana ny Fanahy Masina" # vita batisa tamin'ny anaran'i Tompo Jesosy fotsiny ihany DH: "ireo mpino samaritana ihany no nataon'i Filipo Batisa" # Petera sy Jaona dia nametraka ny tanany teo amin'izy ireo Ny teny "izy ireo" eto dia manambara ireo olona Samaritana izay nino ny hafatrin'ny filazantsaran'ny Stefana. # nametraka ny tanany teo amin'izy ireo Izany fihetsika izany dia mampiseho fa i Petera sy Jaona dia naniry an'Andriamanitra mba hanome ny Fanahy Masina hoan'ireo mpino.