plt_tn/act/07/54.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nihetsi-po ny filan-kevitra tamin'ireo tenin'i Stefana.
# Ary rehefa naheno ireo zavatra ireo ny mpikambana ao amin'ny filan-kevitra
Eto no fiolanana lehibe; tapitra ny toriteny ary namaly ireo mpikambana tao amin'ny filan-kevitra.
# tohina ny fo
"tena tezitra"
# nihidy vazana izy ireo tamin'ny Stefana
Izany fihetsika izany dia mampiseho ny abean'ny hatezerana na fankahalan'i Stefana. DH: "Izy ireo dia lasa tezitra mafy ka niaraka nanidy ny vazan'izy ireo"
# nijery tsara ny lanitra
"nandinika ny lanitra." Tamin'i Stefana ihany no nisehoan'ilay fahitana fa tsy ny rehetra teo amin'ny vahoaka.
# nahita ny voninahitr'Andriamanitra
Ny olona raha ny tokony ho izy dia niaina ny voninahitr'Andriamanitra tahaka ny tara-pahazavana. DH: "nahita tara-pahazavana avy amin'Andriamanitra"
# mijoro eo ankavanan' Andriamanitra.''
Ny fehezanteny "eo ankavanan' Andriamanitra'' dia fomba fiteny izay manambara ny toeram-boninahitra. DH: "mijoro eo amin'ny toeram-boninahitra akaikin'Andriamanitra"
# zanak'olona
I Stefana dia manambara an'i Jesosy smin'ny fiantsona azy hoe "zanak'olona"