# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nihetsi-po ny filan-kevitra tamin'ireo tenin'i Stefana. # Ary rehefa naheno ireo zavatra ireo ny mpikambana ao amin'ny filan-kevitra Eto no fiolanana lehibe; tapitra ny toriteny ary namaly ireo mpikambana tao amin'ny filan-kevitra. # tohina ny fo "tena tezitra" # nihidy vazana izy ireo tamin'ny Stefana Izany fihetsika izany dia mampiseho ny abean'ny hatezerana na fankahalan'i Stefana. DH: "Izy ireo dia lasa tezitra mafy ka niaraka nanidy ny vazan'izy ireo" # nijery tsara ny lanitra "nandinika ny lanitra." Tamin'i Stefana ihany no nisehoan'ilay fahitana fa tsy ny rehetra teo amin'ny vahoaka. # nahita ny voninahitr'Andriamanitra Ny olona raha ny tokony ho izy dia niaina ny voninahitr'Andriamanitra tahaka ny tara-pahazavana. DH: "nahita tara-pahazavana avy amin'Andriamanitra" # mijoro eo ankavanan' Andriamanitra.'' Ny fehezanteny "eo ankavanan' Andriamanitra'' dia fomba fiteny izay manambara ny toeram-boninahitra. DH: "mijoro eo amin'ny toeram-boninahitra akaikin'Andriamanitra" # zanak'olona I Stefana dia manambara an'i Jesosy smin'ny fiantsona azy hoe "zanak'olona"