plt_tn/act/07/54.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nihetsi-po ny filan-kevitra tamin'ireo tenin'i Stefana.

Ary rehefa naheno ireo zavatra ireo ny mpikambana ao amin'ny filan-kevitra

Eto no fiolanana lehibe; tapitra ny toriteny ary namaly ireo mpikambana tao amin'ny filan-kevitra.

tohina ny fo

"tena tezitra"

nihidy vazana izy ireo tamin'ny Stefana

Izany fihetsika izany dia mampiseho ny abean'ny hatezerana na fankahalan'i Stefana. DH: "Izy ireo dia lasa tezitra mafy ka niaraka nanidy ny vazan'izy ireo"

nijery tsara ny lanitra

"nandinika ny lanitra." Tamin'i Stefana ihany no nisehoan'ilay fahitana fa tsy ny rehetra teo amin'ny vahoaka.

nahita ny voninahitr'Andriamanitra

Ny olona raha ny tokony ho izy dia niaina ny voninahitr'Andriamanitra tahaka ny tara-pahazavana. DH: "nahita tara-pahazavana avy amin'Andriamanitra"

mijoro eo ankavanan' Andriamanitra.''

Ny fehezanteny "eo ankavanan' Andriamanitra'' dia fomba fiteny izay manambara ny toeram-boninahitra. DH: "mijoro eo amin'ny toeram-boninahitra akaikin'Andriamanitra"

zanak'olona

I Stefana dia manambara an'i Jesosy smin'ny fiantsona azy hoe "zanak'olona"