plt_tn/act/07/47.md

24 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny andininy faha 49 sy 50, i Stefana dia nindran ny tenin'i Isaia mpaminany. Voalaza tao fa Andriamanitra niresaka momban'ny tenany.
# vita tamin'ny tanana
"nataon'ny olona"
# Ny lanitra no seza fiandrianako, ary ny tany no fitoeran-tongotro
Ny mpaminany dia nampitaha ny alehiben'ny fanatrehan'Andriamanitra amin'ny tsy afahan'ny olombelona manambotra toerana hitoeran'Andriamanitra eto an-tany nanomboka tamin'ny naha lasa ny tany manontolo ho toerana fitoeran'ny tongony fotsiny ihany.
# Trano toy inona no afaka hamboarinao ho ahy?
Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba ampisehoana ny maha tsy misy dikany ireo ezaka ataon'ny olombelona amin'ny fikarakara an'Andriamanitra. DH: "Ianareo dia tsy afaka ny hanangana trano mendrika ahy!"
# aiza ny toerana hitsaharako?
Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba ampisehoana ny olona fa tsy afaka ny hamatsy Azy izy ireo. DH: "Tsy misy toerana tsara ampy hitsaharako!"
# Tsy tanako ve no nanao ireo zavatra rehetra ireo?
Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba ampisehoana ny olona fa tsy namorona na inona na inona izy ireo. DH: "Ny tanako no nanao ireo zavatra rehetra ireo!"