plt_tn/act/07/47.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy faha 49 sy 50, i Stefana dia nindran ny tenin'i Isaia mpaminany. Voalaza tao fa Andriamanitra niresaka momban'ny tenany.

vita tamin'ny tanana

"nataon'ny olona"

Ny lanitra no seza fiandrianako, ary ny tany no fitoeran-tongotro

Ny mpaminany dia nampitaha ny alehiben'ny fanatrehan'Andriamanitra amin'ny tsy afahan'ny olombelona manambotra toerana hitoeran'Andriamanitra eto an-tany nanomboka tamin'ny naha lasa ny tany manontolo ho toerana fitoeran'ny tongony fotsiny ihany.

Trano toy inona no afaka hamboarinao ho ahy?

Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba ampisehoana ny maha tsy misy dikany ireo ezaka ataon'ny olombelona amin'ny fikarakara an'Andriamanitra. DH: "Ianareo dia tsy afaka ny hanangana trano mendrika ahy!"

aiza ny toerana hitsaharako?

Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba ampisehoana ny olona fa tsy afaka ny hamatsy Azy izy ireo. DH: "Tsy misy toerana tsara ampy hitsaharako!"

Tsy tanako ve no nanao ireo zavatra rehetra ireo?

Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba ampisehoana ny olona fa tsy namorona na inona na inona izy ireo. DH: "Ny tanako no nanao ireo zavatra rehetra ireo!"