# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ao amin'ny andininy faha 49 sy 50, i Stefana dia nindran ny tenin'i Isaia mpaminany. Voalaza tao fa Andriamanitra niresaka momban'ny tenany. # vita tamin'ny tanana "nataon'ny olona" # Ny lanitra no seza fiandrianako, ary ny tany no fitoeran-tongotro Ny mpaminany dia nampitaha ny alehiben'ny fanatrehan'Andriamanitra amin'ny tsy afahan'ny olombelona manambotra toerana hitoeran'Andriamanitra eto an-tany nanomboka tamin'ny naha lasa ny tany manontolo ho toerana fitoeran'ny tongony fotsiny ihany. # Trano toy inona no afaka hamboarinao ho ahy? Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba ampisehoana ny maha tsy misy dikany ireo ezaka ataon'ny olombelona amin'ny fikarakara an'Andriamanitra. DH: "Ianareo dia tsy afaka ny hanangana trano mendrika ahy!" # aiza ny toerana hitsaharako? Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba ampisehoana ny olona fa tsy afaka ny hamatsy Azy izy ireo. DH: "Tsy misy toerana tsara ampy hitsaharako!" # Tsy tanako ve no nanao ireo zavatra rehetra ireo? Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba ampisehoana ny olona fa tsy namorona na inona na inona izy ireo. DH: "Ny tanako no nanao ireo zavatra rehetra ireo!"