plt_tn/act/07/43.md

28 lines
876 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Stefana dia nanohy ny valinteniny tamin'ny mpisoronabe sy ny filan-kevitra izay natombony tao amin'ny 7:1
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy eto izay voalazan'ny mpaminany Amosy.
# Nekenareo
Izany dia midika fa nentin'izy ireo niaraka tamin'izy ireo nandeha tany an'efitra ireo sampy.DH: "nentinareo nanaraka anareo isakin'ny toerana iray"
# tabernakelin'i Moloka
Ilay lay izay nampiantranona ilay andriamanitra sandoka Moloka
# ny kintan' andriamanitra Refana
Ireo kintana izay voamarina fa niaraka tamin'ny andriamanitra sandoka Refana
# ireo sary izay ataonareo
Izy ireo dia nanao sary na tsanga-baton'ny andriamanitra moloka sy Refana mba hivavahana amin'izy ireo.
# izaho hitondra anareo mihoatran'i Babylona
"Izaho hanala anareo any amin'ireo toerana mbola lavitran'i Babylona." Izany no .fitsaran'Andriamanitra