# Fampifandraisana ny foto-kevitra Stefana dia nanohy ny valinteniny tamin'ny mpisoronabe sy ny filan-kevitra izay natombony tao amin'ny 7:1 # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mitohy eto izay voalazan'ny mpaminany Amosy. # Nekenareo Izany dia midika fa nentin'izy ireo niaraka tamin'izy ireo nandeha tany an'efitra ireo sampy.DH: "nentinareo nanaraka anareo isakin'ny toerana iray" # tabernakelin'i Moloka Ilay lay izay nampiantranona ilay andriamanitra sandoka Moloka # ny kintan' andriamanitra Refana Ireo kintana izay voamarina fa niaraka tamin'ny andriamanitra sandoka Refana # ireo sary izay ataonareo Izy ireo dia nanao sary na tsanga-baton'ny andriamanitra moloka sy Refana mba hivavahana amin'izy ireo. # izaho hitondra anareo mihoatran'i Babylona "Izaho hanala anareo any amin'ireo toerana mbola lavitran'i Babylona." Izany no .fitsaran'Andriamanitra