plt_tn/act/07/43.md

876 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Stefana dia nanohy ny valinteniny tamin'ny mpisoronabe sy ny filan-kevitra izay natombony tao amin'ny 7:1

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy eto izay voalazan'ny mpaminany Amosy.

Nekenareo

Izany dia midika fa nentin'izy ireo niaraka tamin'izy ireo nandeha tany an'efitra ireo sampy.DH: "nentinareo nanaraka anareo isakin'ny toerana iray"

tabernakelin'i Moloka

Ilay lay izay nampiantranona ilay andriamanitra sandoka Moloka

ny kintan' andriamanitra Refana

Ireo kintana izay voamarina fa niaraka tamin'ny andriamanitra sandoka Refana

ireo sary izay ataonareo

Izy ireo dia nanao sary na tsanga-baton'ny andriamanitra moloka sy Refana mba hivavahana amin'izy ireo.

izaho hitondra anareo mihoatran'i Babylona

"Izaho hanala anareo any amin'ireo toerana mbola lavitran'i Babylona." Izany no .fitsaran'Andriamanitra