plt_tn/act/07/35.md

1.3 KiB

Fampafantarana amin' ny ankapobeny

Ny andininy faha 35-38 dia ahitana karazana fehezanteny mifandray amin'i Mosesy. Ary isakin'ny fehezanteny dia miantomboka amin'ny filazana toy ny hoe: "Ilay Mosesy" na "Izany Mosesy izany ihany" na "Izy ilay lehilahy". Raha mety dia fehezanteny tahaka ireo ihany ampiasaina mba hanamafisana an'i Mosesy.

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Rehefa niala tao Egypta ireo Israelita dia nirenireny tany an'efitra nandritran'ny 40 taona mialohan'ny nitondran'Andriamanitra azy ireo tany amin'ilay tany nampanantenainy azy ireo.

Io ilay Mosesy izay nolavin'izy ireo

Io dia manambara ireo tranga tao amin'ny 7:26

Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy ho mpitsara?

Io fanontaniana io dia nampiasaina mba hitenenana mafy an'i Mosesy. DH: "Ianao dia tsy manana fahefana aminay!"

mpanapaka no mpanavotra

"hanjaka anay ary hanafaka anay amin'ny fanandevozana"

tamin'ny alalan'ny tanan'ilay anjely

"tamin'ny alalan'ny anjely"

nandritran'ny efapolo taona

Ny mpihaino an'Stefana dia nahafantatra momban'ny efapolo andro nipetrahan'ireo Israelita tany an'efitra. DH: "nandritran"ilay 40 taona izay niainan'ireo Israelita tany an'efitra."

hanangana mpaminany

hanendry lehilahy iray hafa ho mpaminany"

eo amin'ny rahalahinareo

"eo amin'ny vahoakanareo"