plt_tn/act/07/35.md

36 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampafantarana amin' ny ankapobeny
Ny andininy faha 35-38 dia ahitana karazana fehezanteny mifandray amin'i Mosesy. Ary isakin'ny fehezanteny dia miantomboka amin'ny filazana toy ny hoe: "Ilay Mosesy" na "Izany Mosesy izany ihany" na "Izy ilay lehilahy". Raha mety dia fehezanteny tahaka ireo ihany ampiasaina mba hanamafisana an'i Mosesy.
# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Rehefa niala tao Egypta ireo Israelita dia nirenireny tany an'efitra nandritran'ny 40 taona mialohan'ny nitondran'Andriamanitra azy ireo tany amin'ilay tany nampanantenainy azy ireo.
# Io ilay Mosesy izay nolavin'izy ireo
Io dia manambara ireo tranga tao amin'ny 7:26
# Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy ho mpitsara?
Io fanontaniana io dia nampiasaina mba hitenenana mafy an'i Mosesy. DH: "Ianao dia tsy manana fahefana aminay!"
# mpanapaka no mpanavotra
"hanjaka anay ary hanafaka anay amin'ny fanandevozana"
# tamin'ny alalan'ny tanan'ilay anjely
"tamin'ny alalan'ny anjely"
# nandritran'ny efapolo taona
Ny mpihaino an'Stefana dia nahafantatra momban'ny efapolo andro nipetrahan'ireo Israelita tany an'efitra. DH: "nandritran"ilay 40 taona izay niainan'ireo Israelita tany an'efitra."
# hanangana mpaminany
hanendry lehilahy iray hafa ho mpaminany"
# eo amin'ny rahalahinareo
"eo amin'ny vahoakanareo"