# Fampafantarana amin' ny ankapobeny Ny andininy faha 35-38 dia ahitana karazana fehezanteny mifandray amin'i Mosesy. Ary isakin'ny fehezanteny dia miantomboka amin'ny filazana toy ny hoe: "Ilay Mosesy" na "Izany Mosesy izany ihany" na "Izy ilay lehilahy". Raha mety dia fehezanteny tahaka ireo ihany ampiasaina mba hanamafisana an'i Mosesy. # Fampafantarana amin'ny ankapobeny Rehefa niala tao Egypta ireo Israelita dia nirenireny tany an'efitra nandritran'ny 40 taona mialohan'ny nitondran'Andriamanitra azy ireo tany amin'ilay tany nampanantenainy azy ireo. # Io ilay Mosesy izay nolavin'izy ireo Io dia manambara ireo tranga tao amin'ny 7:26 # Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy ho mpitsara? Io fanontaniana io dia nampiasaina mba hitenenana mafy an'i Mosesy. DH: "Ianao dia tsy manana fahefana aminay!" # mpanapaka no mpanavotra "hanjaka anay ary hanafaka anay amin'ny fanandevozana" # tamin'ny alalan'ny tanan'ilay anjely "tamin'ny alalan'ny anjely" # nandritran'ny efapolo taona Ny mpihaino an'Stefana dia nahafantatra momban'ny efapolo andro nipetrahan'ireo Israelita tany an'efitra. DH: "nandritran"ilay 40 taona izay niainan'ireo Israelita tany an'efitra." # hanangana mpaminany hanendry lehilahy iray hafa ho mpaminany" # eo amin'ny rahalahinareo "eo amin'ny vahoakanareo"