plt_tn/act/07/22.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown

# I Mosesy dia nampianarina
DH: "Ireo Egyptisnina no nanabe an'i Mosesy"
# rehetra nananan'ny Egyptiana
Io dia fanitarana mba hanamafisana fa izy dia nahazo fanabeazana avo dia avo.
# nahery tamin'ny teniny sy ny asany
"nahomby tamin'ny teny sy izay nataony"
# tonga tao am-pony
"nieritreritra ary nanapa-kevitra izy." Izany dia fomba fiteny izay midika fa "nanapa-kevitra izy"
# ireo rahalahiny, zanak'Israely
Izany dia maneho ireo olony fa tsy ny fianakaviany ihany. DH: "nijery izay ataon'ny olony, ny zanak'Israely"
# Nahita israelita iray izay nampahoriana izy, niaro azy i Mosesy sady namaly an'ilay izay nampahory azy tamin'ny famonona ilay Egyptianina
DH: "nahita Egyptianina iray nampijaly Israelita i Mosesy dia niaro ilay Israelita ary nikapoka ilay Egyptianina izay nampahory azy"
# fikapohana ilay Egyptianina
Nokapohan' i Mosesy mafy ilay Egyptianina ka nitarika ny fahafatesany.
# tamin'ny alalan'ny tanany Andriamanitra no nanavotra azy ireo
"nanavotra azy ireo tamin'alalan'i Mosesy" na "nampiasa an'i Mosesy mba hanavotana azy ireo"