plt_tn/act/07/22.md

1.0 KiB

I Mosesy dia nampianarina

DH: "Ireo Egyptisnina no nanabe an'i Mosesy"

rehetra nananan'ny Egyptiana

Io dia fanitarana mba hanamafisana fa izy dia nahazo fanabeazana avo dia avo.

nahery tamin'ny teniny sy ny asany

"nahomby tamin'ny teny sy izay nataony"

tonga tao am-pony

"nieritreritra ary nanapa-kevitra izy." Izany dia fomba fiteny izay midika fa "nanapa-kevitra izy"

ireo rahalahiny, zanak'Israely

Izany dia maneho ireo olony fa tsy ny fianakaviany ihany. DH: "nijery izay ataon'ny olony, ny zanak'Israely"

Nahita israelita iray izay nampahoriana izy, niaro azy i Mosesy sady namaly an'ilay izay nampahory azy tamin'ny famonona ilay Egyptianina

DH: "nahita Egyptianina iray nampijaly Israelita i Mosesy dia niaro ilay Israelita ary nikapoka ilay Egyptianina izay nampahory azy"

fikapohana ilay Egyptianina

Nokapohan' i Mosesy mafy ilay Egyptianina ka nitarika ny fahafatesany.

tamin'ny alalan'ny tanany Andriamanitra no nanavotra azy ireo

"nanavotra azy ireo tamin'alalan'i Mosesy" na "nampiasa an'i Mosesy mba hanavotana azy ireo"