# I Mosesy dia nampianarina DH: "Ireo Egyptisnina no nanabe an'i Mosesy" # rehetra nananan'ny Egyptiana Io dia fanitarana mba hanamafisana fa izy dia nahazo fanabeazana avo dia avo. # nahery tamin'ny teniny sy ny asany "nahomby tamin'ny teny sy izay nataony" # tonga tao am-pony "nieritreritra ary nanapa-kevitra izy." Izany dia fomba fiteny izay midika fa "nanapa-kevitra izy" # ireo rahalahiny, zanak'Israely Izany dia maneho ireo olony fa tsy ny fianakaviany ihany. DH: "nijery izay ataon'ny olony, ny zanak'Israely" # Nahita israelita iray izay nampahoriana izy, niaro azy i Mosesy sady namaly an'ilay izay nampahory azy tamin'ny famonona ilay Egyptianina DH: "nahita Egyptianina iray nampijaly Israelita i Mosesy dia niaro ilay Israelita ary nikapoka ilay Egyptianina izay nampahory azy" # fikapohana ilay Egyptianina Nokapohan' i Mosesy mafy ilay Egyptianina ka nitarika ny fahafatesany. # tamin'ny alalan'ny tanany Andriamanitra no nanavotra azy ireo "nanavotra azy ireo tamin'alalan'i Mosesy" na "nampiasa an'i Mosesy mba hanavotana azy ireo"