plt_tn/act/07/17.md

32 lines
968 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "antsika" eto dia miresaka an'i Stefana sy ny mpihaino azy.
# ilay fampanantenana izay nataon'Andriamanitra tamin'i Abrahama, dia nihamaro sy nitombo
Ao amin'ny teny sasany izany dia mety manampy ny milaza fa nitombo an'isa mialohan'ny hilazana fa tonga ny fotoan'ilay fampanantenana.
# nanakaiky ny fotoanan'ilay fampanantenana
Izany dia nanakaiky hanantaterahin'Andriamanitra ny fampanantenany tamin'i Abrahama.
# mandra-pitsangan'ny mpanjaka hafa
"mpanjaka hafa no nanomboka hanapaka"
# tao Egypta
"Egypta" dia manambara ireo olona tao Egypta. DH: "ny olona tao Egypte"
# izay tsy nahafantatra ny momba an'i Josefa
eto "Josefa" dia manambara ny lazan'i Josefa. DH: "iza no tsy mahafantatra fa i Josefa dia nanampy an'i Egypta"
# nampahory ireo razantsika
"nametsy ireo razambe antsika" na "nampijaly ireo razambe antsika"
# handao ny zanak'izy ireo
hisaraka amin'ny zanak'izy mba ho faty izy ireo avy eo