# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "antsika" eto dia miresaka an'i Stefana sy ny mpihaino azy. # ilay fampanantenana izay nataon'Andriamanitra tamin'i Abrahama, dia nihamaro sy nitombo Ao amin'ny teny sasany izany dia mety manampy ny milaza fa nitombo an'isa mialohan'ny hilazana fa tonga ny fotoan'ilay fampanantenana. # nanakaiky ny fotoanan'ilay fampanantenana Izany dia nanakaiky hanantaterahin'Andriamanitra ny fampanantenany tamin'i Abrahama. # mandra-pitsangan'ny mpanjaka hafa "mpanjaka hafa no nanomboka hanapaka" # tao Egypta "Egypta" dia manambara ireo olona tao Egypta. DH: "ny olona tao Egypte" # izay tsy nahafantatra ny momba an'i Josefa eto "Josefa" dia manambara ny lazan'i Josefa. DH: "iza no tsy mahafantatra fa i Josefa dia nanampy an'i Egypta" # nampahory ireo razantsika "nametsy ireo razambe antsika" na "nampijaly ireo razambe antsika" # handao ny zanak'izy ireo hisaraka amin'ny zanak'izy mba ho faty izy ireo avy eo