plt_tn/act/07/06.md

24 lines
725 B
Markdown

# Andriamanitra dia niresaka taminy tahaka izao
DH: "Taty aoriana Andriamanitra dia niresaka tamin'i Abrahama"
# efa-jato taona
"400 taona"
# ho tsaraiko ny firenena
"firenena" dia manambara ireo olona ao anatiny. DH: "Hitsara ny olona ao amin'ny firenena Aho"
# nomen'Andriamanitra an'i Abrahama ny fanekena amin'ny famorana
Ireo Jiosy dia ahalala fa ity fanekena ity dia mitaky ny fanaforan'i Abrahama ny lahy rehetra ao amin'ny fianakaviany. DH: "nanao fifanekena tamin'i Abrahama mba hamora ireo lahy rehetra ao amin'ny fianakaviana"
# ka i Abrahama dia lasa rain'Isaka
Ny fiampitan'ny tantara mankany amin'ny taranak'i Abrahama
# ary Jakoba lasa rain'i
"ary Jakoba dia lasa ray." Nohafohizin'i Stefana izany.