# Andriamanitra dia niresaka taminy tahaka izao DH: "Taty aoriana Andriamanitra dia niresaka tamin'i Abrahama" # efa-jato taona "400 taona" # ho tsaraiko ny firenena "firenena" dia manambara ireo olona ao anatiny. DH: "Hitsara ny olona ao amin'ny firenena Aho" # nomen'Andriamanitra an'i Abrahama ny fanekena amin'ny famorana Ireo Jiosy dia ahalala fa ity fanekena ity dia mitaky ny fanaforan'i Abrahama ny lahy rehetra ao amin'ny fianakaviany. DH: "nanao fifanekena tamin'i Abrahama mba hamora ireo lahy rehetra ao amin'ny fianakaviana" # ka i Abrahama dia lasa rain'Isaka Ny fiampitan'ny tantara mankany amin'ny taranak'i Abrahama # ary Jakoba lasa rain'i "ary Jakoba dia lasa ray." Nohafohizin'i Stefana izany.