plt_tn/act/07/06.md

725 B

Andriamanitra dia niresaka taminy tahaka izao

DH: "Taty aoriana Andriamanitra dia niresaka tamin'i Abrahama"

efa-jato taona

"400 taona"

ho tsaraiko ny firenena

"firenena" dia manambara ireo olona ao anatiny. DH: "Hitsara ny olona ao amin'ny firenena Aho"

nomen'Andriamanitra an'i Abrahama ny fanekena amin'ny famorana

Ireo Jiosy dia ahalala fa ity fanekena ity dia mitaky ny fanaforan'i Abrahama ny lahy rehetra ao amin'ny fianakaviany. DH: "nanao fifanekena tamin'i Abrahama mba hamora ireo lahy rehetra ao amin'ny fianakaviana"

ka i Abrahama dia lasa rain'Isaka

Ny fiampitan'ny tantara mankany amin'ny taranak'i Abrahama

ary Jakoba lasa rain'i

"ary Jakoba dia lasa ray." Nohafohizin'i Stefana izany.