plt_tn/act/06/08.md

24 lines
869 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity dia fanombohana fizarana vaovao amin'ny tantara.
# Fanpahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo andininy ireo dia manome fampahafantarana momban' i Stefana sy ireo olona hafa izay manan-danja amin'ny fahazoana ny tantara.
# Ary i Stefana
Io dia mampiditra an'i Stefana amin'ny mpilalao fototra azy amin'ity fizaran'ny tantara ity.
# Stefana, feno fahasoavana sy hery, dia nanao
Ny teny hoe "fahasoavana"sy "hery" eto dia manambara ny herin'Andriamanitra . DH: "Andriamanitra dia nanome hery an'Stefana mba hanaovany"
# Synagogan'ny Libertina
Libertina dia mety ho andevo teo aloha avy amin'ireo toerana samihafa ireo . Tsy hazava raha ireo olona hafa voatanisa dia anisan'ny synagoga na mba nandray anjara tamin'ny adi-hevitra niaraka tamin'ny Stefana.
# niady hevitra tamin'i Stefana
"nifanakalo hevitra tamin'i Stephana"